Fifamoivoizana

Taratasy hosoka fitsirihana fiarakodia Niakatra fampanoavana omaly ny telo tamin’ireo tratra


  • Alarobia 10 Jolay 2019

Omaly no niakatra fampanoavana raha ny loharanom-baovao azo ny telo tamin’ireo olona valo tratra nanao antontan-taratasy hosoka mikasika ny fitsirihana fiarakodia sarona teto an-drenivohitra ny faran’ny herinandro teo.

 

 

 

 Ny dimy tamin’ireo raha tsiahivina dia tratra noho ny fampiasana hosoka momba ny “attestation de non affectation de véhicules au transport à titre honnereux » izay andraikitry ny ivon-ketra ny famoahana azy. Ny telo kosa tra-tehaka tamin’ny fitsirihana ara-teknika ny fiara. Ny PAC  moa na ny fitsarana manokana miady amin’ny kolikoly  no fantatra fa mandray an-tanana ny raharaha. Mbola hitohy amin’ny fikarohana ny naman’izy valolahy ireto ny mpitandro ny filaminana, raha ny fantatra hatrany.

 

 

Pati

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT