- Alatsinainy 13 Mey 2019
Fifamoivoizana.Taksibe Ivato –Zotra filamatra Mbola misy manao hadalana ihany
Na dia efa nataon’ny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety na ny ATT ho zotra filamatra modelin’ireo taksibe eto an-drenivohitra aza ny zotra D, mampitohy an’i Vassacos amin’Ivato dia mbola misy ihany ireo manao ny ataony.
Hamaky ny tohiny