- Alatsinainy 19 Aogositra 2019
Fifamoivoizana.Fiarovana amin’ny Pesta -Fasan’ny karana Hentitra ny ATT amin’ny fampiharana ny “manifold”
Teny amin’ny toby fiantsonana eny amin’ny Fasan’ny Karana ny sabotsy teo no nanatanteraka ilay asa tagnamaro andiany faharoa ny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety sy ny birao nasionaly misahana ny loza voajanahary na ny BNGRC.
Hamaky ny tohiny