• Talata 12 Novambra 2019
Fifamoivoizana.Fisorohana ny lozam-pifamoivozana Tsy ankitsitsy ny fampiharana lalàna manomboka eto

Nitombo avo 2 heny ny lozam-pifamoivoizana nisy teto Madagasikara tamin’ity taona 2019 ity raha oharina ny taona 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Novambra 2019
Fifamoivoizana.Zotra rezionaly sy nasionaly 15 kg isan’olona ihany sisa ny entana azo entina

Holanjaina avokoa manomboka izao ny entana ho entin’ireo taxi-brousse ao amin’ny zotra rezionaly sy nasionaly mivoaka sy miditra ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2019
Fifamoivoizana.Ambositra Vadina filohana andrim-panjakana namono olona

Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray tany Lajaky-Ambositra ny sabotsy teo tokony ho tamin’ny 01 ora folakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Oktobra 2019
Fifamoivoizana.Zandarimariam-pirenena Hiverina an-tsehatra ny “Police de la route”

Ny 95%-n`ny lozam-pifamoivoizana dia avy amin`ny tsy fitandreman`ny mpamily avokoa na fitondrana fiarakodia ao anaty fahamamoana na fitondrana fiarakodia mafy loatra…

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Oktobra 2019
Fifamoivoizana.Loza mahatsiravina Olona telo indray no maty…

Sesilany ny lozam-pifamoivoizana tao Fianarantsoa tato ho ato, ary saika namoizana ain’olona avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Oktobra 2019
Fifamoivoizana.Loza tetsy Analakely Karana 2 tapa-tongotra sy vaky loha

Teratany karana anankiroa nandeha moto andaniny, ary teratany sinoa nitondra fiara ankilany no tra-doza tetsy Analakely omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT