• Alatsinainy 13 Janoary 2020
Fifamoivoizana.Fifamoivoizana Haverina sy hohatsaraina ny “PR”

Nivory tsy ara-potoana ireo lehiben'ny kaomisarian’ny Polisy omaly alahady takarika mahakasika ny famerenana ny “Police de la Route” na ny PR.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Janoary 2020
Fifamoivoizana.Ampitatafika Andrefambohitra Mampitaraina ny mponina ny haratsian’ny sampan-dalana

Andrasana ny fanamboarana fotodrafitrasa tena maharitra eto amintsika. Voakasik`izany ny fanamboaran-dalana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Janoary 2020
Fifamoivoizana.Minisiteran’ny fampianarana ambony Nametra-pialana omaly maraina ny talen’ny kabinetra

Tsy milamina ny tontolon’ny oniversite sy ny fampianarana ambaratonga ambony ary ny fikarohana siantifika, raha ny zava-nisy tamin’ny taona 2019 no jerena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Janoary 2020
Fifamoivoizana.Oniversiten’Antananarivo Tsy mbola vita ny taom-pianarana 2018 - 2019

Nivalona iny ny taona 2019. Antenaina fa taona vaovao hitondra ainga vaovao ho an’ny tontolon’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika ity taona 2020 ity,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Janoary 2020
Fifamoivoizana.Fanarenana ny RN2 Ho vita amin’ny volana ity ny asa

Tokony ho vita amin’ity volana janoary ity raha ny tokony ho izy ny fanarenana ny lalam-pirenena faharoa n any RN2 mampitohy an’Antananarivo amin’i Toamasina.Ny ampahan-dalana eo anelanelan’i Moramanga sy Brickavile ity resahana ity ,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Desambra 2019
Fifamoivoizana.Lozam-pifamoivoizana Maty ilay vazaha sy ny olon-tiany

Faran’ny herinandro feno lozam-pifamoivoizana teto an-drenivohitra. Tena nahontsa ny maro ny fisian’ilay teratany vahiny izay niara-maty tamin’ny sakaizany tetsy amin’ny manodidina ny seranam-piaramanidina Ivato omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
FTT