• Alarobia 16 Oktobra 2019
Fifamoivoizana.Fandrindrana ny fifamoivoizana Fepetra maromaro noraisin’ny CUA

Ho fanamafisana ny fanalalahana ny lalana, mba tsy hisian’ny fitohanan’ny fiarakodia lavareny manomboka eo Analakely mihazo an’i Behoririka mankeny Ankazomanga,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Oktobra 2019
Fifamoivoizana.Lalana etsy Soanierana ambony Azo hampiasaina ny 20 oktobra izao

Azo hampiasaina sy handehanana manomboka ny 20 oktobra ho avy izao ny lalana izay nihotsaka tetsy Soanierana ambony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Oktobra 2019
Fifamoivoizana.Mpitatitra nesorina teny Ambodivona “Tena voafitaka izahay…”

“Tena voafitaka tanteraka izahay”, hoy ireo kaoperativa nalana tetsy Ambodivona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Oktobra 2019
Fifamoivoizana.Taksibrosy nandona taksibe Olona roa naratra mafy

Nisehoana loza mahatsiravina teny Andranomena omaly maraina. Taksibrosy iray mampitohy an’Antananarivo amin’ny faritra na irony antsoina hoe nasionaly irony no naka sisiny loatra ka nandona taksibe

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Septambra 2019
Fifamoivoizana.Andoharanofotsy Maty voahitsaky ny fiara ilay zaza nilalao amoron-dalana

Rehefa ho tonga tokoa ny loza dia tonga. Ankizy nisangisangy teny an-tsisin’arabe no voahitsaky ny fiara 4x4 iray teny Andoharanofotsy ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Septambra 2019
Fifamoivoizana.Lalamby Fianarantsoa - Manakara Vitaina mialoha ny faran’ny taona ny asa fanarenana

Efa am-bolana maro no nisy ny olana teo amin’ny lalamby mampitohy an’i Fianarantsoa sy Manakara.

Hamaky ny tohiny
FTT