• Alakamisy 12 Septambra 2019
Fifamoivoizana.Kaoperativa mihazo ny faritra Atsinanana Mangataka ny hametrahana azy ireo eny Ampasampito farafaharatsiny

Tsy mankasitraka ny hamindrana azy ireo etsy amin’ny toby fiantsonana etsy Andohatapenaka ireo kaoperativa mihazo ny faritra Atsinanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Septambra 2019
Fifamoivoizana.Kaoperativa etsy Ambodivona Mangataka ny hijanonan’izy ireo ao ambadiky ny Total

Ny toerana ao ambadiky ny Total etsy Ambodivona no toerana efa mahazatra ireo kaoperativa izay tadiavina hafindra toerana eny Andohatapenaka, ny 20 septambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Septambra 2019
Fifamoivoizana.Gare Makis Andohatapenaka Handray fiara miisa 196 avy eny Ambodivona

Manodidina ny 196 eo ny isan’ireo fiara hifindra eny amin’ny tobim-piantsonana Gare Makis Andohatapenaka raha ny fanazavan’ny tompon’andraikitra avy amin’ny kaoperativa mampitohy ny lalam-pirenena faharoa (Tana-Toamasina) sy lalam-pirenena fahadimy (Tana-Fenerive Est) manomboka ny 20 septambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Septambra 2019
Fifamoivoizana.Lalana ratsin’Antananarivo renivohitra Ho vita tsara ao anatin’ny 10 volana

Ao anatin’ny folo volana, tsy hisy intsony ny lalana ratsy eto Antananarivo Renivohitra, hoy atoa Rahaingoson Harifidy, talen’n y serasera eo anivon’ny ministeran’ny fananjariana ny tany sy ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Septambra 2019
Fifamoivoizana.Madagasikara Tena mila fanavaozana ny fifamoivoizana

Misy ny fanavaozana apetraka amin’ny tontolon’ny fitaterana eto Madagasikara ary hojerena avokoa na ny fitaterana ana habakabaka, na ny an-dranomasina hatramin’ny taksibe miasa eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Aogositra 2019
Fifamoivoizana.Fanamboaran-dalana Tsy ampy serasera ka be ny fanararaotana

Mampiteny ny moana ny fahatapahan-dalana vokatry ny fanamboarana eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT