• Zoma 27 Desambra 2019
Fifamoivoizana.Fanamboaran-dalana Tsy hajain`ireo orinasa ny bokin`andraikitra

Ny 80% amin`ny asa fanarenana amin`izao no vita tanteraka, indrindra amin`ireo toerana nandraisana fimenomenonana avy amin`ny mpampiasa lalana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Desambra 2019
Fifamoivoizana.Mpitaingina moto voahosin’ny kamio Niparitaka ny atidohan’ilay vehivavy

Nipotsaka tanteraka ny lohan’ilay vehivavy voahitsaky ny kamio tetsy Anosipatrana akaikin’ny « lavage » na « arrêt akondro » omaly hariva tokony ho tamin’ny 5ora.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Novambra 2019
Fifamoivoizana.Fiara mibahan-dàlana eto Iarivo Mila miala ao anatin’ny 8 andro

Namoaka fampahatsiahivina ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), fa rarana ny fametrahana sy famelana karazana entana, toy ny fiara na fiara maty eny amoron’arabe sy eny amin’ny toerana voarara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Novambra 2019
Fifamoivoizana.Kaompania Air Mauritius « ilaina ny fitsinjovana ny mpanjifa »

Ho fitsinjovana ny mpanjifa dia mihena hatrany amin’ny 20% ny saran’ny sidina mankany amina toerana maromaro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Novambra 2019
Fifamoivoizana.Soanierana Mbola tondra-drano ihany

Rotsak’orana nandritra ny ora iray latsaka dia efa niverina amin’ny laoniny indray ny tondra-drano eny Soanierana omaly hariva. Samy nahatsikaritra ireo rehetra nampiasa iny lalana iny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Novambra 2019
Fifamoivoizana.Fitaterana an-dranomasina sy an-dranomamy Hirosoana ny fanatsarana tsikelikely

Hohavaozina miandalana ny fitaterana an-dranomasina sy an-dranomamy manomboka izao.

Hamaky ny tohiny
FTT