• Talata 21 Janoary 2020
Fifamoivoizana.Fitateram-bahoaka Tsy manaja ny fitsipiky ny fifamoivoizana

Ny taksbe dia tsy misy manaja fifamoivoizana sy manaraka ny fitsipika mifehy azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Janoary 2020
Fifamoivoizana.Lalana eto Antananarivo Tsy mandeha amin’ny laoniny

Ny kaominina sy ny mpitandro filaminana dia hita miasa eny rehetra eny fa ny fotodrafitrasa no tsy maharaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Janoary 2020
Fifamoivoizana.Moto-Scooter-Sarety Samy manao izay saim-pantany

Ny bisikileta, ny « scooter » ary ny sarety sy ny posy koa dia samy manao izay saim-patany amin’ny fifamoivoizana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Janoary 2020
Fifamoivoizana.Oram-be mikija Tapaka ny RN 13, mitoka-monina i Betroka

Vokatry ny oram-be nikija any an-toerana dia miato ny fifamoivoizana amin`ny RN 13 izay mandalo any Betroka noho ny fikaohan-driaka ny arabe hiditra amin’ny tanànan`i Betroka ka lasa lavaka be.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Janoary 2020
Fifamoivoizana.Gare routière Fisandratana « Tsy mbola mahafeno ny fepetra », hoy ny ATT

Tsy tontosa indray ny famindrana ireo fiara mpitatitra na taksibrosy miantsona eny amin’ ny Fasan’ny karana ho eny Ambohimanambola.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Janoary 2020
Fifamoivoizana.Taksibrosy - Fasan’ny karana Tsy hafindra eny Ambohimangakely indray aloha

Nihemotra tamin’ny fanapahan-kevitra efa noraisiny indray ny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety sy ny

Hamaky ny tohiny
FTT