Fifamoivoizana

Fanagadrana olona Misy mizana tsindrian'ila ?


  • Alatsinainy 20 Aprily 2020

Mpamily namono olona teny tsarasaotra lalambaovao Nahazo fahafahana vonjimaika Nahazo fahafahana vonjimaika ilay mpamily fiara tsy mataho dalana 4.4 marika V8 namono nahafaty teo no hoe mpitaingina bisikileta teny amin ny lalam-baovao,

 

 

 

 

 

Tsarasaotra ny alakamisy 16 aprily tamin'ny 9ora maraina. Ny sabotsy 18 aprily anefa izy dia nahazo fahafahana vonjy maika. Ny mpanao gazetin' ny Valosoa Alphine Helisoa kosa nolazaina fa nanompa filoha na tsy izy aza no nanao izany, in-telo nangataka fahafahana vonjimaika fa mbola migadra ihany. Sady mananonentana anefa izy no mamelon-janaka ary tsy salama. Sao dia mba misy mizana tsindrian'ila e ?

 

Rabeso

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT