Fifamoivoizana

Lalana eto Madagasikara Mitohy ny asa fanarenana


  • Alatsinainy 20 Aprily 2020

Na dia ao anatin` ny fametrahana ny fahamehana ara-pahasalamana azza ny firenena dia mitohy ireo asa fanamboarana sy fanarenana ireo lalana eto Madagasikara hoy ny ministeran` ny asa vaventy (MATP).

 

 

 

 Ao anatin` izany, ireo lalana eto an-drenivohitra sy ireo lalam-pirenena nitondra takaitra vokatry ny andro ratsy. Ao anatin` ny asa fanarenana ireo ampahan-dalanaeny amin` ny RN7, RN4, RN2, et RN 35, hoy ny talen`ny kabinetran` ny MATP, Liva Raharison. Notsipihany kosa fa manaraka ireo fepetra napetraka noho ny krizy ara-pahasalamana eo amin` ireo faritra telo voakasika ity sampandraharaha ity. Noho izany, Antananarivo ihany no ahitàna « service minimum » amin` ireo asa. Nanamafy ity tale kabinetra ity fa noho ny fiarahamiasa akaiky amin` ny Vondrona Eoropeanina dia nistrika fitaovana entina hiarovana amin` ny coronavirus toy ny aro-tava, “gel disinfectant… ireo mpiasa maherin` ny 3 000 eo anivon` ny ministeran` ny fanajarian` ny tany sy ny asa vaventy.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT