Fifamoivoizana

Taxi be - UCTU Anio vao tena miasa


  • Alakamisy 23 Aprily 2020

Na nisy aza ny filazana fa manomboka omaly no miverina miasa ireo fiara fitateram-bahoaka dia vitsy ireo nanatanteraka izany amin` ireo fiara fitateram-bahoaka miasa eto an-drenivohitra.

 

 

 

 Nampijanona ireo mpandeha hamonjy ireo toeram-piasana izay fahavitsian'ny taxibe niasa izay. Maro ireo mpiasa no nahatsiaro fa very fotoana kanefa maro ireo zavatra henjehina any am-piasana kanefa mitombo ny harerahana. Raha ny tatitry ny filohan` ny UCTU omaly dia maro ireo fiara miasa eto an-drenivohitra no tsy niasa. Antony mbola maro izy ireo no tsy nahavita ny famendrahana fanafody natao tamin` ny fiara, izay fepetra takian` ny fitondram-panjakana ho fiarovana ny fahasalaman` ny mpandeha. Noho izany, anio vao tena miverina miasa avokoa ireo fiara fitateram-bahoaka an-drenivohitra.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT