Fifamoivoizana

Antananarivo Miverina ny fitohanan'ny fifamoivoizana


  • Alakamisy 23 Aprily 2020

Nitohana ny fifamoivoizana teto an-dRenivohitra taminà toerana maro toy ny teny Ankorondrano, Ambohidahy…

 

 

 

 

 na ivelan` Antananarivo toy ny teny Ampitatafika, Antanimenakely… Ankoatr` ireo fiara fitaterana mantsy dia niverina niasa koa ireo fiara an` olon-tsotra izay manampy trotraka ny fitohanan` ny fifamoivoizina. Omaly moa no azo ambara fa andro voalohany taorian` ny fanapahan-kevitra noraisin` ny filoha Rajoelina amin` ny famerenana tsikelikely amin`ny laoniny ny fiainana ankapobeany amin` izao fahamehana ara-pahasalamana izao.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT