- Alarobia 25 Martsa 2020
Fifamoivoizana.Taxi be eto an-drenivohitra Matiantoka 50 000 ariary isan’andro
Mamotika asa fihariana maro eto amintsika ny fisian'ilay otrik'aretina coronavirus. Ankoatra ny tsy fahafahana manohy araka ny tokony ho izy ny fiainana andavanandro dia fidiram. bola maro no mihitsoka.
Hamaky ny tohiny
