- Alatsinainy 18 Mey 2020
Fifamoivoizana.Fiaram-panjakana sy fiarana parlemantera Misy fepetra ny fahafahany mivezivezy
Anisan` ireo fiara afaka mifamezivezy amin` ireo fatitra telo vokasik` ny aretina Covid-19 ireo fiaram-panjakana sy an` ireo parlementera dia anisan` ireo fiara afaka mivezivezy malalaka amin` ireo faritra telo voakasiky ny aretina Covid-19.
Hamaky ny tohiny