• Talata 05 Mey 2020
Fifamoivoizana.Antananarivo Tsy misy taxi-be manomboka anio

Tsy misy taxi-be miasa intsony manomboka anio talata 05 Mey eto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2020
Fifamoivoizana.Tale jeneralin'ny ATT "Aleo hiasa an-kahalalahana izay taxi be te hiasa"

Tsy manamaivana ny fatiantoka fa tsy vao androany io fa efa tany aloha, hoy ny Tale Jeneralin’ny Antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety na ny ATT Jeneraly Reribake Jeannot manoloana ny fanatsaharan’ny UCTU sy UCTS ny asany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2020
Fifamoivoizana.Taxi be Maro ireo tsy manana "gel" intsony

Ankoatra ny fanaovana arotava dia anisan’ny paikady hampiasain’ny fanjakana amin’izao hahafahana miady amin’ny fiparitahan’ny COVID 19 ny fanosorana gel amin’ny tanana hamonoana ny bibikely sy mikraoba.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2020
Fifamoivoizana.Fanarahana lamina Mila hamafisina ny fanabeazana ny olom-pirenena

Hihamafy ny fanaraha-maso ny olona tsy manao aro vava amin'ity herinandro ity ka izay tratra tsy manao izany dia voasazy hanao asa fanadiovana tapakandro manontolo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Mey 2020
Fifamoivoizana.Taxi-brousse nangala-pihinana Fiara 3 nogiazana avy hatrany

Mpandeha tao anatina taxi-brousse miisa 38 indray no tsy afaka namonjy ny toerana tokony alehany raha saika hivoaka an-tsokosoko ny faritra Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Mey 2020
Fifamoivoizana.Taxi-be eto an-drenivohitra Maro ireo tsy manome “Gel disinfectant” ny mpandeha intsony

Maro amin’ireo Taxi-be miasa eto an-drenivohitra ankehitriny no tsy manome “Gel desinfectant” an’ireo mpandeha miakatra ao aminy intsony.

Hamaky ny tohiny
FTT