- Alatsinainy 06 Jolay 2020
Fifamoivoizana.Distrikan’Andapa Hisitraka ny tetikasa rarivato ihany koa
Hahazo anjara 2,5 kilaometatra amin’ilay tetikasa rarivato ihany koa ny ao amin’ny distrikan’Andapa,
Hamaky ny tohinyHahazo anjara 2,5 kilaometatra amin’ilay tetikasa rarivato ihany koa ny ao amin’ny distrikan’Andapa,
Hamaky ny tohinyTaorian` ireo fepetra noraisina tamin` ny filankevitry ny minisitry ny sabotsy lasa teo, manoloana ny fihanaky ny aretina COVID-19, dia nanapaka ny teo anivon` ny faritra Itasy fa voarara ny fitaterana olona eo anelanelan` Ambatomirahavavy sy Imeritsiantosika.
Hamaky ny tohinyMisy hatrany ireo mpitondra taxibe tsy manaja ny fepetra ara-pahasalamana no sady mandrisika ireo polisy hanao kolikoly.
Hamaky ny tohinyNoho ny fahasahiranam-bahoaka izay mihalalina ateraky ny fihibohana, dia mirongatra ny tsy fandriampahalemana na eny ambanivohitra na eny antanan-dehibe.
Hamaky ny tohinyTsy fanampiana intsony hoy ireo mpamily, ny mpanampy azy, ny mpanera ary ireo mpitazona guichets ao Toamasina no tadiavinay amin’ny fanjakana na dia hisy aza izany.
Hamaky ny tohinyOmaly maraina hatramin’ny folo ora dia taxibe miisa 38 no tratran'ny Polisy tsy nanara-dalàna toy ny fanaovana taingim-be ….nefa mbola ao anatin’ny ady hatao amin’ny tsimokaretina COVID 19 isika.
Hamaky ny tohiny