Fifamoivoizana

Ravinala Airports Hiova ny fomba fiasa atsy ho atsy


  • Alakamisy 25 Jona 2020

Varavarana hisokafan` i Madagasikara amin` izao tontolo izao ny seranam-piaranamanidina etsy Ivato.

 

 

 

 

 

Maro ireo ambana sy tandindoza tsy mantsy hivononana sy hisorohana sanatria ny mety hatafidiran` ny asa ratsy amin`ny sehatra iraisam-pirenena eto Madagasikara. Nijery ifotony ny mety ho fomba hanamafisana ny fiarovana sy ny toerana ireo lehiben` ny Etamazaoro isan-tokony eo anivon` ny Tafika Malagasy. Anisan` ny toerana notsidihana ny toeram-pibaikoana sy sehatra fanaraha-maso an` ireo fiaramanidina (AOCC). Hisy ihany koa ny fanovana fomba fiasa atsy ho atsy. Nandray ireo tomponandraikitra eo anivon` ny Tafika Malagasy ireo ny tale jeneralin` ny Ravinala Airports, Patrick Kolar sy ny kaomandin` ny seranam-piaramanidina eny Ivato.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT