Fifamoivoizana

Betavoahangy Itaosy Nitsian’ny kamiao ilay moto


  • Alatsinainy 29 Jona 2020

Nitrangana lozam-pifamoivoizana saika nahafatesan’olona teny amin’ny Betavoahangy Itaosy,

 

 

 

 

 omaly tokony ho tamin’ny 01 ora sy sasany folakandro. Kamiao iray lehibe, voalaza fa tapaka tsindry hisatra, no nanitsy tamina moto iray notaingenana olon-droa ary nifatratra tany amina toeram-pivarotan-kazo iray teo amoron-dalana taorian’izany. Mbola nanam-bintana anefa ireo olona nitaingina ilay moto ka afa-niala soa aman-tsara raha taraiky kosa ilay moto izay potika tsy nisy noraisina intsony. Niraikitra tao ambanin’ilay fiarabe mantsy ilay kodiaran-droa.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT