Fifamoivoizana

Faritra Atsinanana Manomboka amin` ny jolay ny fanamboaran-dalana


  • Alatsinainy 29 Jona 2020

Mitohy ny asa fampandrosoana ao anatin` ny faritra atsinanana na dia eo aza ny ady amin` ny valanaretina “coronavirus”.

 

 

 

 

 

Hahazo lalana vaovao avokoa ireo renivohitry ireo distrika fito ao anatin` ny faritra, araka ny namabaran` ny governora Rafitoson Richard. Samy hisitraka lalana “pavé” sy “béton” mirefy iray kilaometatra ireo distrika na ireo voalaza teo aloha fa fa adino toa any Marolambo, Tanambao Manampotsy , Toamasina II. Hanomboka ny volana jolay izao ny fanamboarana izay tafiditra ao amin` ny asa fampandrosoana. Nomarihany kosa fa fanatsarana ireo lalana no hisy amin` ity taona ity saingy miandry ireo fitaovana amin` ny farany taona kosa dia betsaka ny lalana hosokafana mba hahafahan` ny mponina mamoaka ny vokatra any ambanivohitra.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT