• Alakamisy 04 Jona 2020
Fifamoivoizana.Iavoloha Nifoaka miaramilan’ny Capsat ilay fiara

Fiara iray nirifatra niazo iny lalam-pirenena fahafito iny no nifaoka miaramila iray niambina ny sakana ara-pahasalamana teny Iavoloha afaka omaly Talata alina, tokony ho tamin’ny 09 ora.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jona 2020
Fifamoivoizana.Fitaterana an-dranomasina Hovelomina indray ny seranan-tsambon’i Ehoala

Maro ireo ezaka tsy maintsy hirosoana hanatsarana ny sehatra fitaterana araka ny nambaran’ny minisitry ny Fitaterana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jona 2020
Fifamoivoizana.Antananarivo renivohitra Mifandramatra ny Taxi sy ny kaominina

Mihenjan-droa ny tany eo amin’ny kaominina Antananarivo renivohitra sy ny fiara karetsaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Mey 2020
Fifamoivoizana.Lalam-pirenena faha-5 Taxi-brousse sy tuk tuk tratra nitondra zaza amam-behivavy

Fiara taxi-brousse sy tuk-tuk, tsy misy mpandeha fa feno entana no mandalo teo amin'ny sakana ara-pahasalamana tany amin’ny lalam-pirenena fahadimy omaly raha hihazo an’i Vavantenina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Mey 2020
Fifamoivoizana.Air Madagascar Nahemotra indray ny fiverenan’ny sidina iraisam-pirenena

Notohizana ny fiatoan’ny sidina an’habakabaka ho an’ny Kaompania Air Madagascar na efa nisy aza ny vina famerenana ny sidina maro iraisam-pirenena miditra sy mivoaka an’I Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Mey 2020
Fifamoivoizana.Maroantsetra Naverin-dàlana ilay fiaramanidina

Niainga omaly ireo mpandeha tamina fiaramanidina madinika niaraka tamin'ny mpanamory hihazo an'i Maroantsetra.

Hamaky ny tohiny
FTT