• Alatsinainy 11 Mey 2020
Fifamoivoizana.Gel famonoana mikraoba sy bibikely Mianto-tena ireo taxi be manomboka anio

Efa andro maromaro izao no nahitana fa betsaka ireo taxi-be eto an-drenivohitra no tsy mampiasa ilay gel fanosotra amin’ny tanana famonoana mikraoba sy bibikely intsony rehefa miditra eo am-baravarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Mey 2020
Fifamoivoizana.Mitaraina ny mpanjifa Misy manararaotra ireo mpitatitra

Taloha mbola tsy nisy fihibohana , 1000 ariary ny saran-dalan’ny zotra F raha miainga any Ambatofotsy ka ho any amin’ny Cnaps Ampefiloha. Raha eny antenatenany ianao no mandray,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Mey 2020
Fifamoivoizana.Fanamboaran-dalana eo an-tampon’Itaosy Miandry ny fivoahan’ilay TEF ny kaominina manodidina

Anisan’ny lalana tena mampitaraina ny rehetra, indrindra fa ireo vahiny ny lalana eo an-tampon’Itaosy miazo ny kaominina Ambavahaditokana, distrikan’Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2020
Fifamoivoizana.Taxi be eto Antananarivo Hitohy ny fitsirihana teknika maimaimpoana

Mifandraika indrindra amin’ny fanapahan-kevitry ny fitondram-panjakana hanalefahana ny fahasahiranan’ireo tompona fiara fitanteram-bahoaka na taxi-be

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2020
Fifamoivoizana.Taxi be eto Antananarivo Tsisy zavatra tapaka, hiverina hiasa…

Nitohy teny amin’ny Tobin’ny Maki Andohatapenaka ny fivorian' ireo Vondron’ny mpitatitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2020
Fifamoivoizana.Manenjana ny mpitatitra Malemy tsisy atoraka ny fanjakana

Nanamarika ny andro omaly ny adihevitra momba ny fitaterana teto Antananarivo sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
FTT