Fifamoivoizana

Loza an-dranomasina Tsy hita popoka ilay lehilahy resi-tory tao anaty lakana


  • Alatsinainy 29 Jona 2020

Lehilahy iray 55 taona omaly alahady tamin’ny 02 ora maraina no tsy hita popoka hatramin’ny fotoana nanoratanay rehefa resin-tory teny ambony lakam-be iray avy ny Mahajanga ary latsaka tany anaty ranomasina.

 

 

 Teo anelanelan'i Soalala sy Besalampy no nitrangan’ny loza. Fiharena Milivea na i Leba no anaran’ity lehilahy niharan-doza ity. Teraka ny 06 martsa 1965 tao Analavory-Miarinarivo izy. Zanak'i Solomony sy Zoariline Ranovala izy. Fotsy fihodirana ny lehilahy ary malemy volo. Ireto laharam-pinday ireo moa toy ny 032 58 479 16 sy ny 034 46 877 31 ary ny 033 91 861 29 no hahazoana ireo fianakaviany ho an'ireo manam-baovao mikasika azy.

Nangonin’i Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT