• Talata 25 Aogositra 2020
Fifamoivoizana.Taxibe eto an-drenivohitra Tsy hisy intsony ny tapa-dalana

Tsy hisy intsony ny saran-dalana tapa-dalana toy ny 200 sy ny 300 Ar manomboka izao fa tsy maintsy 500 Ar avokoa no alohan’ny mpandeha iray na dia mandingana tobim-piantsonana iray fotsiny aza.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aogositra 2020
Fifamoivoizana.Fiverenan’ny fitaterana Misimisy ihany ireo fepetra tsy maintsy arahana

Nitondra fanazavana misimisy kokoa mahakasika ireo fepetra ho an’ny fitaterana ny Minisitry ny Fitaterana, ny Fizahantany ary ny Famantarana ny toetr’andro, Ato Joël Randriamandranto omaly tao amin’ny TVM .

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aogositra 2020
Fifamoivoizana.Tsaradia Hamafisana ny fepetra sy fiarovana ara-pahasalamana

Vonona hanatanteraka sidina ny kaompania Tsaradia araka ny toromariky ny Filoha Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Fifamoivoizana.Ampefiloha sy Anosy Maro ireo toerana tsy azo hijanonan’ny fiara intsony

Manao ny ezaka rehetra ny polisim-pirenena mba ho famahana ny fitohanan’ny fifamoivoizana eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Fifamoivoizana.Kalitaon’ny làlana Faha-36 amin’ny firenena 38 i Madagasikara

Eo amin'ny laharana raha faha-36 amin'ny firenena 38 eto Afrika nanaovan’ny Agence EcoFin eto Afrika i Madagasikara raha ny hatsaran'ny lalana no jerena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Fifamoivoizana.Air Madagascar Miverina indray ny olana teknika

Antsasak’adiny mahery taorian’ny niaingany teo amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny alin’ny zoma 21 aogositra teo, dia niverin-dalana ilay sidina manokana MD 50 an’ny Air Madagascar nitondra mpianatra hiazo an’i Paris.

Hamaky ny tohiny
FTT