• Alatsinainy 28 Septambra 2020
Fifamoivoizana.Fiara laharana vahiny sy “WW” 4587 no voasava tao anatin’ny 5 andro

Notanterahina ny 21-25 septambra 2020 teo ny fanatanterahana ny hetsika fisavana na “operation” an'ireo fiara mitondra ny laharana "WW" sy ireo fiara mitondra laharana vahiny ary ireo fiara efa mitondra laharana gasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2020
Fifamoivoizana.Taxi be tsy manaja fepetra Tokony mandray andraikitra ny koperativa

Raha ela indrindra, herinandro no voahaja ny fepetra ara-pahasalamana sy ara-pidiovana rehetra amin’ireo taxi be , fiara fiitateram-bahoaka eto Antananarivo.Inona moa izany ?

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2020
Fifamoivoizana.Air Madagascar Tsy avelan’ny Frantsay miditra any aminy

Namoaka fampitam-baovao sy hafatra ho an’ny mpanjifa ny Kaompania Air Madagascar omaly, fa nofoanana ny sidina MD050 tokony hihazo an’i Paris France anio alatsinainy 28 septambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2020
Fifamoivoizana.Toby fiantsonana Fasan’ny Karana Tafapetraka ny tonelina fidiovana

Tafapetraka eny anivon’ny tobim-piantsonan’ny Fasan’ny Karana ny sabotsy teo ny « tunnel désinfectant » na tonelina fidiovana sy ireo afisy ahitana ny saran-dalana ara-dalàna ho an’ireo zotra rehetra miasa ao aminy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2020
Fifamoivoizana.RN 32 Ahiana ho tapaka ny lalana

Tsy vao izao no nikaikaika ny faharatsian` ny lalana ao amin` ny faritra SOFIA ny mponina any an-toerana. Ny lalàm-pirenena faha-32 izay mampifandray an` Antsohihy amin` i Mandritsara,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2020
Fifamoivoizana.Loza mahatsiravina tany Ambatolampy 3 maty teo noho eo, nisy tapa-doha

Olona miisa 3 no maty teo noho eo vokatry ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teo Amboniriana Ambatolampy Lalam-pirenena faha-7 na RN7.

Hamaky ny tohiny
FTT