• Alakamisy 20 Aogositra 2020
Fifamoivoizana.Fitaterana an-tanety Nafana ny adihevitra teny Ambodivona

Novoaboasana nandritra ny fivorian’ny ATT sy ny mpitatitra omaly 19 aogositra teny Ambodivona ny fiomanana tokony hatao amin’ny famerenana ny fitaterana izay niato 5 volana mahery.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aogositra 2020
Fifamoivoizana.Fitaterana Hivory ny ATT sy ny mpitatitra ?

Misy ny loharanom-baovao mivoaka amin’izao fotoana izao, fa hisy fivoriana amin'ny 19 aogositra manomboka amin'ny 9 ora sy sasany ao amin'ny efitrano malalaky ny Cotisse Ambodivona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aogositra 2020
Fifamoivoizana.Antananarivo Nampiseho ny heriny ireo taxi bisikileta

Nanao fitokonana teny Anosibe ireo mpitondra bisikileta an-jatony izay mitaky ny hamoahana ireo bisikileta nogiazan’ny mpitandro ny filaminana ny zoma lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aogositra 2020
Fifamoivoizana.Antananarivo Tsy hita akory izay fanamboaran-dalana nodradraina

Isan’ny fanambarana nataon’ny mpitondra fanjakana Malagasy ny fikojakojana ny làlana, fanentsenana ireo lavadavaka,...

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aogositra 2020
Fifamoivoizana.Ankify – Nosy be Efa niverina ny fifamoivoizana an-dranomasina

Nisokatra nanomboka omaly alarobia 12 aogositra ny seranan-tsambo ao Nosy Be. Na izany anefa dia tsy maintsy manaraka ny fepetra rehetra napetraky ny Fitondram-panjakana ny rehetra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2020
Fifamoivoizana.Antananarivo Hiverina hiasa ny taksibe ?

Mandeha ny siosion-dresaka fa mety hiverina hiasa ny taksibe amin’ny herinandro ambony. Nambaran’ny fitondram-panjakana fa ny fitateram-bahoaka no isan’ny tena nampiparitaka ny valanaretina betsaka coronavirus, izay somary miteraka adihevitra ihany hoe:

Hamaky ny tohiny
FTT