- Alatsinainy 07 Septambra 2020
Fifamoivoizana.Zotra Nasionaly Hisokatra ny RN 1, RN 4, RN 7…
Mitohy ny fisokafan’ny zotra Antananarivo-Toamasina, manomboka misokatra amin’ny zoma 11 septambra ny zotra Antananarivo-Toliara (RN 7) sy izay lalovany rehetra satria efa voafehy ny valanaretina, hoy ny Filoham-pirenena.
Hamaky ny tohiny