- Alatsinainy 10 Aogositra 2020
Fifamoivoizana.Fitateran’olona an-tsokosoko Sprinter 02 sy Toyota Minibus 01 no tratra
Fiara Sprinter 02 sy Toyota minibus iray no tratra nitondra mpandeha an-tsokosoko niazo an’i Talatamaty sy Ivato ny zoma lasa teo nandritra ny fitsirihina sy fisavana nataon’ny zandary tamin’ireo fiara mihazo iny lalana iny.
Hamaky ny tohiny