- Alarobia 09 Septambra 2020
Fifamoivoizana.Lalana arrêt 30 miazo ny Vatobe Tapaka nanomboko omaly noho ny fanamboarana
Taorian’ny fanambarana nataon’ny kaominina Antananarivo renivohitra mikasika ny asa fanamboaran-dalana tsy maintsy hiantsorohan’izy ireo mialohan’ny fotoam-pahavaratra dia fantatra fa nanomboka, omaly, izany.
Hamaky ny tohiny