• Talata 13 Oktobra 2020
Fifamoivoizana.Taxi be - Zotra 154 Misy amin’ny 4 sasany hariva dia efa mijanona

Mikaikaika fatratra ireo mpanjifa ny zotram-pitaterana 154 izay miainga etsy Amboditsiry satria dia manodidina ny amin’ny 4 ora sasany hariva eo dia efa mijanona tsy mitondra mpandeha intsony ity zotra maro lalana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Fifamoivoizana.Ankadilalana Tsy misy mpijery ilay lalana potika

Vao niandoha ny fihibohana no nilazana, fa hisy ny fanamboarana sy fikojakojana ny làlana. Nambara fa hamboarina ireo lavadavaka. Tsy izay no miseho eto Antananarivo fa mbola ny omaly tsy niova,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Fifamoivoizana.Pullman Alarobia Nitsoaka ilay fiara 4x4 nandona olona

Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny amin’ny Pullman Alarobia ny Sabotsy teo.Fiara 4x4 miloko manga mitondra ny laharana vahiny no nifaoka tovolahy iray vao 21 taona ary lasa nitsoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Fifamoivoizana.Fanamboarana rarivato Tanora miisa 400.000 no hofanina

Raha araka ny tanjona napetraky nyfitondram-panjakana dia tokony hahavita lalana 10 km isan-taona ny faritra tsirairay avy hahafahana manarina ireo lalan-dratsy mampitaraina ny mponina manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Fifamoivoizana.Taxi-moto eto Antananarivo Te hiditra amin` ny ara-dalàna

Nafampana ny ady teo amin` ny Taxi-Moto sy ny kaominina renivohitra Antananarivo (CUA) tamin`ity herinandro ity. Tsy midika akory fa nifarana izany ka ahiana mbola hafàna aza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Oktobra 2020
Fifamoivoizana.Fitateram-bahoaka Naato aloha ny karatra maitso

Miverina hatrany ny fanatsàrana ny tontolon’ny fitateram-bahoaka na ny fanaovana hentitra amin’ny fampiharana ny lalàna.

Hamaky ny tohiny
FTT