Fifamoivoizana

Fifamoivoizana Ahiana ho tapaka ny RN 6


  • Alarobia 07 Oktobra 2020

Sintonina amin’ny traktera ny fiara sasany izay vao afaka. Misy ny atosika. Izany no zava-misy eo Ambalafaminty, eo anelanelan’Antsohihy sy Port Bergé, raha tsy hilaza afa-tsy santionany amin’ny faharatsian-dalana amin’iny lalam-pirenena faha 6 (RN 6) iny.

 

 

 

Ahiana ho tapaka tanteraka ny lalana. Raha hoe tsy hanao politika intsony no veliranon’ny filoham-pirenena raha tsy vita ny RN 13 dia ahoana ny kosa izany ny momba ity RN 6, izay efa nahazoana famatsiam-bola mitentina 235 tapitrisa Euros tamin’ny banky eoropeanina na BEI niaraka tamin’ny RN 13 ity? Fa maninona no lalam-pirenena faha 13 ihany no nilokalokana toy ireny kanefa samy nahazoana famatsiana daholo? Isan’ny mampametra-panontaniana.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT