- Talata 15 Septambra 2020
Fifamoivoizana.Tale Jeneralin’ny ATT « Hifehezana ny saran-dalàna ny kitapom-bola iraisaina »
Niditra an-tsehatra ny Filohan’ny antokon-draharaha misahana ny fitanterana an-tanety na ny ATT Jeneraly Reribaky Jeannot eo anatrehan’ny fisokafan’ny zotra nasionaly amin’ny RN4 (Antananarivo-Mahajanga) sy ireo faritra hafa manomboka anio 15 septambra.
Hamaky ny tohiny