Fifamoivoizana

By Pass Alasora Maty nodomin’ny kamiao ilay mpitondra bisikileta


  • Alakamisy 08 Oktobra 2020

Nisehoana lozam-pifamoivoizana nahafatesana lehilahy iray teny amin'ny Bypass omaly 07 oktobra tokony ho tamin'ny 8 ora sy sasany maraina.

Taxi be ao amin’ny zotra E handeha hiazo an' Ambohimanambola no nifaoka lehilahy iray nitaingina bisikileta teo amin’ny 300 metatra miala ny kaomisarian’ny polisy ao Alasora akaikin'ny Shell Ankadiaivo. Maty teo noho eo ilay mpitondra bisikileta . Notanana ao amin'ny kaomisarian’ny polisy ao Alasora kosa ny mpamilin’ilay fiara sy ny fiara nentiny raha naterin’ny fiaran'ny polisin' Alasora teny amin'ny tranom-patin’ny hôpitaly HJRA Ampefiloha ny razana . Teo amin’io toerana io ihany moa dia mpandeha an-tongotra iray no nodonin'ny taxibe ka naratra ihany koa, omaly. Nalefa eny amin'ny HJRA Ampefiloha ihany koa ity farany.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT