- Alatsinainy 28 Septambra 2020
Fifamoivoizana.Air Madagascar Tsy avelan’ny Frantsay miditra any aminy
Namoaka fampitam-baovao sy hafatra ho an’ny mpanjifa ny Kaompania Air Madagascar omaly, fa nofoanana ny sidina MD050 tokony hihazo an’i Paris France anio alatsinainy 28 septambra.
Hamaky ny tohiny