- Alarobia 11 Aogositra 2021
Fifamoivoizana.Fitaterana eto Antananarivo 30 taona tsy voavaha ny olan’ny fisisihana « bus »
Mampiteny ny moana, mahakivy sy mahavalaketraka, manampy trotraka ny fahasahiranam-bahoaka ny filaharana taksibe eto Antananarivo rehefa hariva firavan’ny mpiasa.
Hamaky ny tohiny
