- Alarobia 13 Oktobra 2021
Fifamoivoizana.Loza tany Ankaramena RN7 Maty ilay zaza 9 taona, maty avokoa izy 4 mianaka
Tovovavy kely iray isan’ireo tra-doza tamin’ilay loza mahatsiravina tany Ankaramena ny alatsinainy maraina teo no nanaovana antso avo no notsaboina tao amin’ny CHU Tambohobe Fianarantsoa.
Hamaky ny tohiny
