• Alakamisy 29 Jolay 2021
Fifamoivoizana.Fanamboaran-dalana eny Ambohitrimanjaka Nanolotra gazoala 2000 litatra ny filohan’ny Antenimierandoholona

Amin’ny maha mpiahy ny Vondrom-bahoaka-paritra itsinjaram-pahefana ny Loholon’i Madagasikara dia tonga nitsidika ny fanamboaran-dàlana mampitohy ny Kaominin’Ambohimanjaka

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Jolay 2021
Fifamoivoizana.BUS CLASS Hiasa manomboka amin’ny alatsinainy ho avy izao

Amin’ny Alatsinainy 02 Aogositra ho avy izao no hanomboka hiasa ilay "Bus Class" fitateram-bahoaka vaovao hiasa eto an-drenivohitra sy ny manodidina saingy manara-penitra kokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Jolay 2021
Fifamoivoizana.Lozam-pifamoivoizana Ny 5% monja no avy amin’ny tsy fahalavorarian’ny fiarakodia

Ny 5% monjan’ny lozam-pifamoivoizana miseho eto amintsika no fantatra fa avy amin’ny tsy fahalavorarian’ny fiarakodia.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Jolay 2021
Fifamoivoizana.Lalam-pirenena faha-4 Mitombo isa ireo faritra misy fahasimbana

Niova tanteraka ny asa fitondrana fiara sy moto miazo ny lalam-pirenena fahaefatra amin’izao noho ny haratsian’ny lalana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Jolay 2021
Fifamoivoizana.Flyover Anosizato sy Andohatapenaka Mbola tsy mazava hoe rahoviana no hanomboka ny asa

Kely sisa dia ho vita sy ho tokanana ny any Ouagadougou, renivohitr’I Burkina Faso, raha ny mikasika ny fananganana itony lalana marolafy sy mifanaingina na antsoina hoe “Flyover” itony no resahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jolay 2021
Fifamoivoizana.Antsongo Antsirabe I Nanitsaka ary nahafaty olona ilay fiara mpitatitra fasika

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina tany amin’ny tananan’Antsongo, kaominina Antsirabe I Faritr’i Vakinankaratra ny Sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT