• Alakamisy 11 Novambra 2021
Fifamoivoizana.Andrefanambohijanahary Nitsoaka ilay fiara 4x4 nandona olona

Fiara 4x4 iray nandeha nirimorimo mafy no fantatra fa nandona lehilahy iray afak’omaly hariva tokony ho tamin’ny 09 ora alina teny Andrefanambohijanahary.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Novambra 2021
Fifamoivoizana.Zotran-dalamby Antananarivo-Toamasina Sao mba efa tokony hovelomina amin’izay ?

Adihevitra amin’izao fotoana izao ny fiakaran’ny saran-dàlan’ny taksibrosy zotra nasionaly manomboka ny 22 novambra 2021 ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Novambra 2021
Fifamoivoizana.Manao avo vava ny Minisitry ny asa vaventy “Manana 549 miliara ny FR ka izay 10% ve tsy ho voaloa…”

Somary nampiaka-peo sy nanangam-bovona ny Minisitry ny asa vaventy Atoa Gerry Hatrefindrazana omaly teo anatrehan’ny raharaha fitakian’ireo mpandraharaha nanao làlana ny volany, izay

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Novambra 2021
Fifamoivoizana.Miha mangotraka ny krizy Hampiakatra saran-dàlana ny zotra nasionaly

Tao anatin’ny andro vitsy no efa niparitaka ny fampahafantarana fa hampiakatra ny saran-dàlana ny zotra nasionaly rehetra mampifandray an’Antananarivo Renivohitra sy ny faritra manerana ny Nosy manomboka ny 22 novambra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Novambra 2021
Fifamoivoizana.Fisokafan’ny sisin-tany Maro ireo nimenomenona teny Ivato

Niverina nisokatra nanomboka tamin'ny 06 novambra ny sisin-tanin'i Madagasikara ho an'ireo sidina ara-barotra avy any Eoropa 20 volana taorian’ny fikatonana nanomboka ny 20 martsa 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Novambra 2021
Fifamoivoizana.Manakambola Ambatondrazaka Manahirana sahady ny rano miakatra

Taorian’ny firotsahan’ny orana tany an-toerana omaly tolakandro dia efa manahirana ireo fiarakodia, indrindra, ireo mpandeha tongotra sy mpampiasa iny lalana manjohy ny eo amin'ny "radier" Manakambola,

Hamaky ny tohiny
FTT