• Alarobia 08 Septambra 2021
Fifamoivoizana.Taxibe an’Antananarivo Efa maro ireo mampiasa seza afovoany

Tapitra tanteraka ny hamehana ara-pahasalamana eto amintsika nateraky ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid 19.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Septambra 2021
Fifamoivoizana.Antananarivo Atsimondrano Mampijaly ny mponina ny tohamboivoy lavareny

Maika amin’ilay tetikasa flyover ny ankamaroan’ireo mponina ao anatin’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano. Lohalaharana amin’ireny ny mponin’Itaosy sy Ampitatafika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Septambra 2021
Fifamoivoizana.Fihaonan’i Barea sy Bénin Safotry ny fitohanana Antananarivo

Safotry ny fitohanan’ny fifamoivoizana omaly i Antananarivo nialohan’ny lalao nihaonan’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na ny Barea sy ny ekipan’I Benin.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Septambra 2021
Fifamoivoizana.Fitaterana Manomana hetsika ny Taxi-moto

Tsy ara-dalàna ny fahitanay ny fanapahana mikasika ny ‘’taxi-moto’’ tao amin’ny filankevitra monisipaly, hoy ny filohan’ny fikambanan’ny “taxi-moto”, Tsiritiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Septambra 2021
Fifamoivoizana.Zotra nasionaly Mety hiakatra 15 ka hatramin’ny 20% ny saran-dalana

Mangataka ny hampiakarana ny saran-dalana ho 15 ka hatrany amin’ny 20 % ireo zotra nasionaly eto amintsika. Fantatra izany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Septambra 2021
Fifamoivoizana.Mpitatitra - fasan’ny karana “Tena tsy mety aminay ny eny Ambohimanambola”

Mangataka ny hananganana tobim-piantsonana vaovao ireo mpitatitra mampiasa ny lalam-pirenena mianatsimo raha araka ny nambaran’ny lehiben'ny tobim-piantsonana eny amin'ny Fasan'ny Karana,

Hamaky ny tohiny
FTT