- Alarobia 02 Febroary 2022
Fifamoivoizana.Antananarivo Renivohitra Tsy ny kaominina fa ny minisitera no manamboatra ny lalana
Tsy maintsy mmila ny ministeran’ny asa vaventy sy ny fanjakana foibe ny fanamboaran-dalana eto Antananarivo Renivohitra fa tsy vitan’ny kaominina irery intsony raha araka ny fanazavana voaray
Hamaky ny tohiny
