- Alatsinainy 17 Janoary 2022
Fifamoivoizana.RN44-Taksibrosy tra-doza Mpandeha 3 indray namoy ny ainy
Fiara taksiborosy marika Sprinter mitondra ny laharana 9507 AH, zotra rejionaly mampitohy an'Ambatondrazaka sy Amparafaravola no niharan-doza teo Andilapotsy, 5 Km miala an'Ambatondrazaka omaly alahady 16 janoary 2022
Hamaky ny tohiny
