- Talata 08 Martsa 2022
Fifamoivoizana.Andranomena Zaza handeha hianatra no voadonan'ny fiara
Zaza iray handeha hianatra omaly maraina no voadonan'ny fiara teny Andranomena. Raha araka ny fantatra dia teny amin'ny sisiny saika hiampita ity zaza ity no izao tra-doza izao ka voatery nalefa eny amin'ny hopitaly.
Hamaky ny tohiny
