• Talata 28 Desambra 2021
Fifamoivoizana.Sambo Francia II namoa-doza Karohana ny mpanamory sady tompony

Nanao tatitra mikasika ny raharaha faharendrehan’ny Sambo MS Francia III ny avy amin’ny Minisiteran’ny fitaterana sy ny Antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-dranomasina sy an-dranomamy (APMF)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Desambra 2021
Fifamoivoizana.Vonjy voina an-dranomasina “Hatsaraina ny drafitra nasionaly”

Hakana lesona amin’ny ho avy, tsy hisian’ny loza intsony, ary hanatsarana hatrany ny zava-nisy ny raharaha sambo MS Francia II,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Desambra 2021
Fifamoivoizana.Manenjana ny zotra nasionaly Niakatra ny saran-dàlana, mitaraina ny mpandeha

Raikitra ny fampiakarana saran-dàlana ho an’ny zotra nasionaly miainga etsy amin’ny Gara Maki Andohatapenaka ka 5000Ar hatramin’ny 20000Ar eo ho eo io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Desambra 2021
Fifamoivoizana.Fiaran’ny minisiterany nandona olona Hampihatra ny sazy henjana ny Fitsarana

Fiara mitondra ny laharana 9728 TAM izay ampiasain'ny Fitsarana no voalaza fa nandona olona teny amin'ny lalana By Pass ny alin'ny Sabotsy 18 desambra 2021.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Desambra 2021
Fifamoivoizana.Ambondromamy Kamio tapaka hisatra namono olona maro

Nandriaka indray ny rà omaly tany amin’ny RN4 mampitohy an’Antananarivo sy Mahajanga iny. Kamio lehibe be iray tapaka hisatra (frein)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Desambra 2021
Fifamoivoizana.Zotra 114 Nosamborina ilay resevera mpibeda nonom-behivavy

Efa nosamborina ilay resevera nanao fihetsika mamoafady tamin’ny vehivavy Tovovavy iray nandeha bus 114 no nitaraina tamin'ny tambazotran-tserasera facebook omaly fa nanaovana resevera iray fihetsika mamoafady

Hamaky ny tohiny
FTT