• Alakamisy 31 Martsa 2022
Fifamoivoizana.Fitaterana an’habakabaka Hampitomboina ny sidina hihenan’ny sarany

Nankatoavina nandritra ny filankevitry ny minisitra ny fampitam-baovao mikasika ny handraisana fepetra fampidinana ny saran'ny fitaterana an'habakabaka miala na tonga eto Madagasikara sy ny fepetra ahafahana manafoana ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Martsa 2022
Fifamoivoizana.Zotra Ivato-Antananarivo Betsaka ny fitarainana voaray

Midingin-drambo ireo taksibe eny Ivao izay milaza fa misy ny fanamparam-pahefana ataon’ny mpitandro filaminana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Martsa 2022
Fifamoivoizana.Fikambanana kodiaran-droa “Misy te hamboly korontana eto Antananarivo”

Naseho am-pahibemaso tetsy Anosy omaly ny alalana na ‘’recépicé” mampahafantatra fa ara-dalana ny fikambanana kodiaran-droa na AKD izay miahy ireo mpitatitra amin’ny “taximoto”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Martsa 2022
Fifamoivoizana.Fanarenana ny RN31 sy RN10 Hamatsy 200 tapitrisa dolara ny banky iraisampirenena

Ao anatin’ny tetikasa antsoina hoe « Connecter Madagascar pour une Croissance Inclusive » na fampiatiana an’i Madagasikara anaty fivoarana iombonana dia nanaiky hamatsy fanampiana mitentina 200 tapitrisa dolara ho

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Martsa 2022
Fifamoivoizana.Taxibe Ivato Mbola hitohy ny fitokonan’ny zotra D

Hitohy hatramin'ny rahampitso Alakamisy ny fitokonana tanterahin'ireo taxibe ao amin'ny zotra D izay mampitohy an'i Vasakaosy sy Alakamisy Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Martsa 2022
Fifamoivoizana.Fanamboarana ny lalam-pirenena faha-4 Ny 25% n'ny mpandeha no nihitsoka tetsy Andohatapenaka

Taxi brousse miazo an'i Mahajanga miisa 5 monja no afaka niainga tetsy amin'ny ny tobim-piantsonana Maki Andohatapenaka ny Alatsinainy teo.

Hamaky ny tohiny
FTT