Fifamoivoizana

Fanamboarana ny lalam-pirenena faha-4 Ny 25% n'ny mpandeha no nihitsoka tetsy Andohatapenaka


  • Alarobia 30 Martsa 2022

Taxi brousse miazo an'i Mahajanga miisa 5 monja no afaka niainga tetsy amin'ny ny tobim-piantsonana Maki Andohatapenaka ny Alatsinainy teo.

Noho ny asa fanamboaran ny lalam-pirenena fahaefatra no anton'izany ka namerana ireo fiara afaka nivezivezy nanomboka omlay talata tamin'ny 06 ora maraina ka hatramin'ny anio alarobia amin'ny 12 ora atoandro. Vokany, ny 25% n'ny mpandeha no tavela nefa nisy tamin'izy ireo no nitondra entana mora simba sy saropady. Hetahetan'izy ireo araka izany ny tokony hanaovana fampandrenesana herinandro mialoha. Saika tsy nahalala ity fanapahan-kevitry ny fanjakana ity avokoa mantsy izy ireo. Tsiahivina moa fa eo amin'ny Pk 750 ao amin'ny distrikan'i Marovoay no misy io lalana tapaka tsy maintsy amboarina io no sady tsy misy déviation.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT