• Zoma 18 Martsa 2022
Fifamoivoizana.Lozam-pifamoivoizana teny Itaosy Nipotsaka ny atidohan’ilay zaza

Fiara rexton iray no nahafaty zazalahy kely tombanana eo amin’ny 5 taona eo ho eo omaly atoandro teny Itaosy, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Martsa 2022
Fifamoivoizana.Lalam-baovao Tsarasaotra Zazalahy kely roa nofaohan’ny fiara, maty ny iray

Ankizy kely miisa omaly no fantatra fa lasibatry ny lozam-pifamoivoizana teto amintsika. Ankoatra ilay iray 5 taona namoy izay ainy teny Itaosy dia zazalahy kely miisa 2

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Martsa 2022
Fifamoivoizana.Carrozza Heliarisoa “Sokafy amin’ny rehetra ny habakabaka”

Mangataka ny famelarana ny sidina anabakabaka tahaka ny Ethiopian Airlines, Kenya Airways,… hisidina eto Madagasikara ny Fikambanana Zanak’i Gasikara na AZIG tarihin-dRtoa Carrozza Heliarisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Martsa 2022
Fifamoivoizana.Fampanarahan-dalàna ny “taxi-moto” Nitsangana ny “Association Kodiaran-droa”

Nampahafantarina omaly ny fitsanganan’ny fikambanana antsoina hoe “Kodiaran-droa”. Manana ny “recépicé” ara-dalana sy sata mifehy azy izy izao, hoy ny filohany, Fulgence Ramamonjisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Martsa 2022
Fifamoivoizana.Hofana Parking, fitakiam-bola be Sao dia mba tsy rariny, hoy mponin’i Mahamasina

Tsy manaiky ny fanesorana aminy toeram-piantsonan’ny fiaran’izy ireo mponin'i Tsimialonjafy, Atsimon'i Mahamasina, Ambanin'Ampahamarinana, ary Ankadilalana mampiasa ny Parking eo Mahamasina sy ny manodidina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Martsa 2022
Fifamoivoizana.Vinaninkarena Antsirabe Maty nofaohan’ny kamiao ilay mpitondra cyclo-pousse

Olona roa no maty nofaohan’ny kamiao ny marainan'ny talata 08 martsa teo, tany Alavarano avaratra Vinaninkarena Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
FTT