- Alakamisy 24 Martsa 2022
Fifamoivoizana.Ampangambe Ambohitrimanjaka Ramatoa iray maty voahitsaky ny kamiao
Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina omaly maraina teny Ampangabe Ambohitrimanjaka. Ramatoa iray mpaka rindra hanaovana rary manodidina ny 60 taona handeha hamonjy fodiana no maty nitsahin’ny kamiao
Hamaky ny tohiny
