• Alakamisy 12 Mey 2022
Fifamoivoizana.Loza tany Arivonimamo Nodimandry omaly ilay raim-pianakaviana nitondra moto

Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny amin’ny Jovena Arivonimamo ny faran’ny herinandro teo. Moto nentina raim-pianakaviana iray no nifandona tamina kamiao iray lehibe.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Mey 2022
Fifamoivoizana.Lozam-pifamoivozana tany Bealanana Im-polo nivadika vao lasa tanaty hantsana ilay fiarabe

Nitrangana lozam-pifamoivoizana tany Bealanana omaly folakandro. Fiara lehibe iray no nianjera tany anaty hantsana ‚ teo amin’ny fiakarana ( dilana ) hiazo an’i Marolambo ‚

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Mey 2022
Fifamoivoizana.Mpitatitra Misy miziriziry hampiakatra saran-dalana ihany

Tongotra mby an-dakana ho an’ireo mpitatitra eto an-drenivohitra sy ny manodidina ny fampiakarana saran-dalana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Mey 2022
Fifamoivoizana.Lozam-pifamoivoizana Misy fampianarana sy fanentanana goavana mila atao

Moto miisa 4 tamin'ny 5 tao anatin'ny herinandron'ny 2 hatramin'ny 8 mey no nahafatesana olona hoy ny borigady misahana ny lozam-pifamoivoizana na “Brigade des Accidents”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Mey 2022
Fifamoivoizana.Olona efa nahazoazo taona Tsy tokony avela mitondra fiara irery intsony

Efa tafiditra ao anatin’ny olona marefo ny zokiolona. Raha vantany vao mihoatra ny 60 taona izy ireny dia efa tokony hisy fanaraha-maso manokana indrindra raha vantany vao mivoaka ny trano.

FTT