- Zoma 25 Martsa 2022
Moto eto an-drenivohitra Tsy tokony hihoatra ny 40 km.ora ny hafainganam-pandeha
Saro-pady ny fitondrana kodiaran-droa na moto ka ilana fitandremana. Raha sanatria tratry ny lozam-pifamoivoizana mantsy izy ireny dia avy hatrany ireo olona mitaingina azy no lasibatra raha mbola misy vatany miaro kosa izany ho
Hamaky ny tohiny
