Fifamoivoizana

Andasibe Latsaka tany anaty rano ilay fiara 4×4


  • Talata 03 Mey 2022

Fiara tsy mahato-dàlana iray no latsaka tao anaty rano, ny Alahady nifoha omaly alatsinainy teo.Tany Andasibe

Moramanga no nitrangan'izany raha araka ny vaovao azo.Heverina ho noho ny andro maizina sy ny fandehanana mafy nataon’ilay mpamily no nahatonga ny loza. Mbola tsy fantatra hatreto ny mikasika kosa ireo naratra na namoy ny ainy. Nifandrimbona nanala ny fiara tao anaty rano ireo fokonolona any an-toerana nanomboka omaly maraina. Marihina moa fa ankoatra ny fahasimban’ny fiara dia vokatry ny tsy fitandremana toy ny fandehanan’ny mpamily mafy ….no antony mahatonga ny loza.
Nangonin’i Pati
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT